Dikan'ny teny : tovolahy
Hampiditra dikany hafa
a.: Lehilahy tsy mbola manambady no tena heviny ara- pif or onan 'ny teny; nefa ny hevitra ahazoana azy andavanandro dia lehilahy mbola tanora fotsiny, na efa manambady na tsia.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha