Dikan'ny teny : totongana
Hampiditra dikany hafa
a.: Toetran'ny zavatra (vilany, harona) mihilana na mihohoka ka raraka ny ao anatiny; fihenam-bidy; fietrena, fandroronana. 1 Totonganana, atotongana, voatotongana 1 fnanatotongana, fanatotongana, mpanatotongana / anatotonganana, fanatotonganana / mitotongana, fitotongana 1 mahatotongana / totongantongana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha