Dikan'ny teny : tontona

Hampiditra dikany hafa
a.: Fanjerana zavatra mba hitofotra; fanaovana fzay hampihintsana ny ao anatin'ny zavatra iray amin' ny fandonana azy; enti-milaza fiantontan-javatra eo am-pianjerana na fahatongavan-javatra manahirana indray miaraka. ~ tif:: Tontonana, atontona, voatontona / manatontona; manontona, fanontona, mpanontona / anontonana, fanontonana / mifanontona / mitontona, fitontona / itontonana, fitontonana / miantontona/ mahatontona / tontontontona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1059