Dikan'ny teny : tontaly
Hampiditra dikany hafa
(fr. total) a.: Fitambaran'ny isan-javatra rehefa akapoka ho iray: Iraika amby enimpolo sy telonjato no tontalin'ny volan'Ikoto sy I-sambilo. / h. i: Vokatra. - t.i.f.: Tontalina, atontaly, voatontaly / manatontaly, fanatontaly, mpanatogtaly / anatontaliana, fanatontaliana / mahatontaly.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha