Dikan'ny teny : tonohoka

Hampiditra dikany hafa
(tohoka) mt, ih. misy tsofoka on: Voatohoka, notohofana, nasiana kitay betsaka (eo am-patana): Notonohok'Ikoto kitay betsaka ny fatana, • Ampanakekezina ny vava: Notonohony vava ny fantsakana ka tsy faly ny o!on-drehetra, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0746