Dikan'ny teny : tonizianina
Hampiditra dikany hafa
(fr. tunisien) a.: Ny firenena monina any amin'ny tanin'ny Tonizia (A-frika avaratra, atsinanana): Lazao ny anaran'ny mpanjakan'ny Tonizianina raha fantatrao. • p.t.: Momba an'i Tonizia na an'i Tonizia na avy any Tonizia: Mahatratra enina hetsy ny mponina ao Tonisy, reniuohitra tonizianina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha