Dikan'ny teny : tongotakotra

Hampiditra dikany hafa
a.: Fitoeran-jiro taloha natao tamin'ny tongotry ny takotra, izay tsy inona fa ilay vozona takotra tanimanga ihany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1351