Dikan'ny teny : tongomby
Hampiditra dikany hafa
a.: Enti-milaza ny fivikinana atao rehefa te hianjera amin'olona na zavatra ka ny tongotra no alefa aloha (jer. Antongomby).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha