Dikan'ny teny : tongoavina
Hampiditra dikany hafa
(tongoa) mt. ih. (tongoavy): Anampy: Ariary telo monja no notongoaviny tamin'ny karamako kanefa raharaha izaitratra no fanampin'asa nampanaouiny ahy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha