Dikan'ny teny : tongoavana

Hampiditra dikany hafa
(tongoa) mt, pdr. (tongoauo): Ampiana, asiana zavatra mitatao eo ambony: Tongoavo anentany telo ireto antonta-mololo ireto. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0207