Dikan'ny teny : tompoina
Hampiditra dikany hafa
(tompo) mt. ih. (tompoy): Hajaina izaitsizy sy ekena: Aza tompoina ny vola fa hobaikoiny sy hasainy manao izao ratsy rehetra izao ianao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha