Dikan'ny teny : tomombana
Hampiditra dikany hafa
p.t.: Vita tsara tanteraka, lavorary: Tomombana ny fanomananay ka dia hatomboka ny lanonana. - t.i.f.: Voatomombanajmanatomombana j anatomombanana, fanatomombanana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha