Dikan'ny teny : tokàka
Hampiditra dikany hafa
p.t.: Mihomehy mitokelakelaka fatratra. •Talanjona, mitampim-bava: Tokàka Ikoto nahita ilay Boeing. - t.i.f.: Atokàka / mitokàka, fitokàka, mpitokàka / itokakàna, fitokakàna / mahatokàka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha