Dikan'ny teny : tohinjaka

Hampiditra dikany hafa
p. t.: Mihetsiketsika, manonjanonja (mifanahatahaka amin'ny fihetsiky ny olona mitoto vary). - t.i.f.: Mitohinjaka, fitohinjaka, mpitohinjaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0601