Dikan'ny teny : tiorka

Hampiditra dikany hafa
(fr. turc) a.: Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin'i Torkia: Fanoharana ny hoe "matanjaka tahaka ny Tiorka", 1 p.t.: Mikasika an'i Torkia, an'i Torkia, na avy any Torkia: Izany Mustapha Kémal izany no nanauao sy nanatsara ny fitondram-panjak ana tiorka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0358