Dikan'ny teny : tinendry
Hampiditra dikany hafa
(tendry) mt. ih. misy tsofoka in: Voatendry, notendrena, alefa: Notinendrin'ny fanjakana tany Maroantsetra izy. ? Kitfhina, ampanenoina raha zavamaneno misy tadiny no lazaina: Auereno kely ilay feonkira notinendrinao tao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha