Dikan'ny teny : tinakona

Hampiditra dikany hafa
1. (takona) mt. ih. misy tsofoka in: Iarahan'ny maro mitondra, entin'ny ma-ro miaraka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (takona) mt. ih. misy tsofoka in: Voatakona, takonana: Tinakon'ny hazo ny tranonay. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009