Dikan'ny teny : tinabataba

Hampiditra dikany hafa
(tabataba) mt, ih. misy tsofoka in: Voatabataba, tabatabaina, helingelenina amin'ny kotaba, horakoraka: Notinabatabany ny raibeny niasa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0449