Dikan'ny teny : tezerana
Hampiditra dikany hafa
na Terezana (tezitra) mt: ih. (tezero, terezo): Ampisehoana tsy fahafaliana, ka toa maha ta hamely: Notezeran-drainy i Soa fa alim-pody loatra. / Anarina, levilevena: Tokony hotezeranao ireo mpianatra ireo fa kamis.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha