Dikan'ny teny : testamenta
Hampiditra dikany hafa
(fr. testament) a.: Teny enti-milaza ny fizaran' ny Baiboly: ny testamenta taloha dia ny fizarana mitan-tara ny talohan'i Kristy ary ny testamenta vaovao, ny taty aorianany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha