Dikan'ny teny : teolojia
Hampiditra dikany hafa
(fr. théologie) a.: Sampam-pahalalana ianarana momba ny fivavahana sy izay mikasika an'Andriamanitra, ny foto-pamplanaran'ny antokom-pinoana samihafa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha