Dikan'ny teny : temontemona
Hampiditra dikany hafa
a.: Finingininginana amin'ny voditongotra. - t.i.f,: Mitemontemona, fitemontemona, mpitemontemona / itemontemonana, fitemontemonana I mahatemontemona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha