Dikan'ny teny : tehefana
Hampiditra dikany hafa
(tehika) mt. ih. (tehefo): Takarina (na ambony toerana loatra izany na ambany toerana loatra): Iva loatra ny karetsak'ilay uaravarana mankany amin'ny laua-bary ka tsy azoko tehefana. ? Tendrena, kasihina na hanina kely: Maika be izy ka notehefany fotainy ny vara,.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha