Dikan'ny teny : tehafina
Hampiditra dikany hafa
(tehaka) mt. ih. (tehafo): Omena tehaka fa nahafinaritra: Notehafin'ny olona izaitsizy ilay mpihira. ? Asiana tehamaina: Saika hotehafiko ilay zazalahy fa nanafintohina ahy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha