Dikan'ny teny : tefintefina
Hampiditra dikany hafa
a.: Hamailamailahana sy fipentsompentsonana hitsabaka amin'ny raharahan'ny sasany. - t.i.f: Atefintefina, tafatefintefina / mitefintefina, fitefintefina, mpitefintefina / itefintefenana, fitefintefenanaJ mahatefintefina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha