Dikan'ny teny : tebiteby
Hampiditra dikany hafa
a.: Ahiahy, tahotra, fihavatravatra fa toa hisy hihatra na hanjo ny tena. - t.i.f.: Mitebiteby, fitebiteby, mpitebiteby 1 itebitebena, fitebitebena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha