Dikan'ny teny : tasy
Hampiditra dikany hafa
1.
(fr. tasse) a.: Villa kely atao tsikalan'ny kaopy: Tasin-kafe.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(fr. tache) a.: Pentina mandoto: Tsy sahiko entina io lambako io fa misy tasy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha