Dikan'ny teny : taranaka

Hampiditra dikany hafa
a.: Fitambaran'ny zanaka aman-jafy sy ny zanany mitohitohy hatrany, nateraky ny olona iray tany aloha; tamingana, solof0 amampara: Lany taranaka izy. • Firazanana: Taranak ' Andria-na Randria. / Taranak'aiika mahay mihaza itY nentiko ho anao ity. ? Zaza natsangana mahazo mandova. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.094