Dikan'ny teny : taraina

Hampiditra dikany hafa
a.: Menomenona.l Fitantarana ny mahazo ny te-na. • Toloko aman-toreo no-ho ny fahararian'ny tena. ? Feon-kira mitoreo malahelohelo. - t.i.f.: Tarainina, tafatarainal mitaraina, fitaraina, mpitaraina 1 itarainana, fitarainana 1 mahataraina I taraindraina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0079