Dikan'ny teny : tapitapy

Hampiditra dikany hafa
Tsitapitapy a.: Fiatoatoan'ny rano mitete na zavatra milatsaka fa tsy migororoana na migorodana; fahatongavana na fandalovans amin'ny toerana iray, ka tsy tonga indray mandeha fa ny iray na ny vitsivitsy aloha no mandalo; fiatoana, fampoelana. - t.i.f.: Atapitapy, voatapitapy, tafatapitapy 1 mitapitapy, fitapitapy, mpitapitapy 1 itapitapiana, fitapitapiana 1 mitsitapitapy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0071