Dikan'ny teny : tapenaka
Hampiditra dikany hafa
a: Ny tapany ambony amin'ny rindrin'ny sakantrano, izay atao telozoro, ka ny lohany maranitra ambony no atao hipetrahan'ny vovonana, ary dia io tendrony maranitra io no atao hoe lohatapenaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha