Dikan'ny teny : tankisina
Hampiditra dikany hafa
a.: Tsy fanaovanjavatra haingana fa milalotra mijanona ela eo. * t.i.f.: Mitankisina, fitankisina, mpitankisina / itankisinana, fitankisinana / tankisinkisina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha