Dikan'ny teny : tanimbary
Hampiditra dikany hafa
a.: Tany anirian' ny vary rehefa avy ketsaina avy eo amin'ny taninketsa, ka eo no ahamasahany sy ijinjana azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha