Dikan'ny teny : tangongo
Hampiditra dikany hafa
a.: Fivorian-javatra betsaka miavosa na fivorian' olona maro mifanakaiky, mifanety. - t.i.f.: Tangongoana na tangongoina, atangongo, voatangongo, tafatangongo / manatangongo, fanatangongo, mpanatangongo / anatangongoana, fanatangongoana/ mitangongo, fitangongo, mpitangongo / itangongoana, fitangongoana / mahatangongo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha