Dikan'ny teny : tangoaka
Hampiditra dikany hafa
a.: Loaka, gorobaka. ? Kilalaon'ankizy mitsingoloka ka ny lohany ataony anelakelaky ny tanany roa, ny tongony atsotrany ambony ary miamboho ny masoandro izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha