Dikan'ny teny : tangizina
Hampiditra dikany hafa
ft.: Toetran'ny zavatra mifanety, mifamoritra. * t.i.f.: Atangizina, voatangizina, tafatangizina/ manatangizina, fanatangizina, mpanatangizina / anatangizinana, fanatangizinana / mitangizina, fitangizina, mpitangizina / itangizinana, fitangizinana / mahatangizina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha