Dikan'ny teny : tandry
Hampiditra dikany hafa
1.
Mitovy amin'ny Tandrina, tsy fahita afa-tsy amin'ilay fitenenana hoe Tsy tandry: tsy niraiken'ny saina firy, lasalasa ho azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a. (tsy dia fampiasa loatra): Endrikendrika, fitsaratsarana olona foana, tombotomboka, * t.i.f.: Tandrena na tendre-na, atandry na atendry, voatandry / manandry.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha