Dikan'ny teny : tandrobalala
Hampiditra dikany hafa
(Mer sy Btl) p. t.: Teny ilazana karazan-tandrok'omby mahitsy miendritandro-balala somary miondrika any aloha.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha