Dikan'ny teny : tandrevaka
Hampiditra dikany hafa
p.t.: Tsy voakendry na mba nomanina fa toa nataotao vonjy maika na kitoatoa fotsiny: Nahandro tandrevaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha