Dikan'ny teny : tanatanaina
Hampiditra dikany hafa
(tanatana) mt. ih. (tanatanao): Sokafana tanteraka: Notanatanainy ny varauarana fa nisy fofona hafahafa tao an-trano.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha