Dikan'ny teny : tanahina

Hampiditra dikany hafa
na Tananahina na Tanarahina (tanaka: tsy fampiasa) mt. ih. (tanaho, tananaho, tanaraho): Zohina sy enjehina tsy an-kijanona: Tanarahin 'n y tompon-trosa foana Rangahy io ka mita ho uoa ny lohany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0596