Dikan'ny teny : tanàka

Hampiditra dikany hafa
p. t.: Gaga, zendana, ilazana olona mahita zavatra mahavariana ka mivanaka, mitanatana ny vava. - t.i.f.: Atanaka, voatanaka, tafatanaka / mitanaka, fitanaka, mpitanaka / mitananaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0611