Dikan'ny teny : tamboavoa

Hampiditra dikany hafa
a.: Fivontosana amin'ny lalan'ny hozatra iray izay misy zavajavatra mavomavo ao anatiny: Ny atodintarina dia karazana tamboauoa ihany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1104