Dikan'ny teny : tambanana
Hampiditra dikany hafa
(tambana) mt. ih. (tambano): Asiana zavatra hisakanana tambana: Matetika taloha ny zauatra nokinasa notambanana valala manatody, fa "raha indrindra ho lauo ihany, aleoko mba ho lavo amin'akondro", hoy ny Ntaolo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha