Dikan'ny teny : talenta

Hampiditra dikany hafa
(fr. talent) a.: Fahaizana na fahakingana voa-Janahary: Manana talenta amin'ny mozika izy. - F.-p.: Mandeuin-talenta: tsy mampiseho na tsy mikojakoja ny talenta ananana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066