Dikan'ny teny : talapetraka
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Fipetraka mitorovoka eo amin'ny tsihy. - t.i.f. : Atalapetraka, voatalapetraka, tafatalapetraka / mitalapetraka, fitalapetraka, mpitalapetraka / italapetrahana, fitalapetrahana / mahatalapelatraka. ;? F.-p.: Manao talapetraky ny mplaotra: miray tetika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Zavamaniry mivelatra eo amin'ny tany aniriany ny raviny ary fanao fanafody.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha