Dikan'ny teny : taingoina
Hampiditra dikany hafa
na Taingosana (tain-go) nit ih. (taingosy): Tapahina ny laingony, ny lohany: Taingosy ny kafe mba haniry tsara.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha