Dikan'ny teny : tahana

Hampiditra dikany hafa
(taha) mt. ih. (tahao): Enti-milaza ny vadibe no-mena taha: Notahan-dRakoto Rasoa dia nampakatra bodokely indray ny anao lahy. * Enti-milaza ny renirano nandatsahana vola mba ho tafita soa aman-tsara ny te-na. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0076