Dikan'ny teny : tahàka ny

Hampiditra dikany hafa
ppk.: Enti-milaza fitoviana ara-pampitahana an-tsary na an'ohatra: Tahàka ny dian-tongotra hauia ny sarin ' i Madagasikara. - F.-p.: Raha tahàka ahy: raha araks ny hevitro. ¶ M. h. : Ohàtra, mitovy ; -jereo koa ireo mitovitovy hevitra aminy fotsiny: sahala, toy, toa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0085