Dikan'ny teny : tafoaka

Hampiditra dikany hafa
ft.: Ilazana ny mihoatra, ny mitafotafo. - t.i.f.: Tafafoaka / manatafoaka, fanatafoaka, mpanatafoaka / anatafoahana, fanatafoahana / mitafoaka, fitafoaka, mpitafoaka / itafoahana, fitafoahana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0801